JANOARY 2006

OHABOLANA : Izaho tsy mba mokororoka ny efa madio, na mitsoaka

       ny efa mirehitra,na misisy ny hazo mihitsy.

TS :  n    Adizaoza 31 Desambra -  Asorotany  30 Janoary

Alahady

1

vd

2

adizaoza

rano          TAOMBAOVAO
Alatsinainy

2

vv

3

asorotany

rivotra                       Santatra
Atalata     

3

vt

4

=

rivotra                                Faly
Alarobia

4

vd

5

=

rivotra                       Tandrina
Alakamisy      

5

vv

6

alahasaty

afo                                   Hely
Azoma       ))

6

vd

7

       = 21:58

afo                                Haingo
Asabotsy

7

vv

8

asombola

tany                                Dama
Alahady

8

vd

9

=

tany                                 Hova
Alatsinainy

9

vv

10

adimizana

rano                          Mahavita
Atalata      

10

vt

11

=

rano                               Dima
Alarobia

11

vd

12

=

rano                               Mady
Alakamisy

12

vv

13

alakarabo  

rivotra                             Fano
Azoma

13

vd

14

      =

rivotra                          Maholy
Asabotsy        n

14

vv

15

alksy 12: 49

afo                                  Andry
Alahady

15

vd

16

=

afo                                   Toky
Alatsinainy

16

vv

17

adijady

tany                                Nasy
Atalata

17

vt

18

=

tany                              Taholy
Alarobia      

18

vd

19

=

tany                               Meno
Alakamisy

19

vv

20

adalo

rano                             Mihaja
Azoma

20

vd

21

       =      

rano                                Amy
Asabotsy      

21

vv

22

alohotsy

rivotra                            Ndira
Alahady      ((

22

vd

23

        =  18:15 rivotra                        Miarana
Alatsinainy

23

vv

24

alahamady

afo                                      Ary
Atalata

24

vt

25

=

afo                                    Anja
Alarobia

25

vd

26

=

afo                                  N eny
Alakamisy

26

vv

27

adaoro

tany                            Toandro
Azoma

27

     vd

28

       =      

tany                                 Zoky
Asabotsy      

28

vv

29

miverina

rano                             Kaloina
Alahady 17 : 16

29

vd

30

miverina

rano                              Maeva
Alatsinainy       n

30

vv

28

ASOROTANY

rivotra                           Lanitra
Atalata 31

vt

  29

=

rivotra                              Mely

VOLANA

MASOANDRO

Fenomanana:14 ...12 : 49

Miposaka

Milèntika

Tsinana : 29........ 17  :  16

1....... 5  :  16

1 …….. 18  :  31

31.......3   : 55

31…….18  :  32

                                                          oran'i Madagasikara
                                               

                       ASOROTANY

     4 - Ny zaza teraka ASOROTANY dia : Olona ambony hevitra  tsy miantehitra aminy  efan’ny olona .Madidoha, sarotra torona ; tsy mila hevitr’olona, ka alanto tsara ny hevitra tiana-haroso eo anatreheny.
         Maty hanakarena nefa manao mahihitrihitra, izay mitsotsoka sy manasoha azy no hankasi- trahany.Saro diasambady fa mahery vitana .Mora mahazo vola ny teraka vava Asorotany, nefa tsy mahatahiry an-karona doabody.
        Tia asa saina fa tsy mahavatra asa ilana heim-batana ; tsy maaka ny ho fehezina fa satriny no mpibaiko noho izy tia fahaleovantena no kirina ; Asasembitana  anefa ka mila tsy ahatsapa ny farany.
         Ny teraka vodi-asoritany dia tsy maty  manota ary mafy Andro  alakamisy ny mapahery ny andro asoritany.Ny hariva anefa no tsara.
       Ny fanambadianan atao asorotany na votony aza (am-parom-pitadivana) indridra fa talata io andro io, dia tsy mahomby sahala amin’izany koa ny sabotsy.
         Raha mianavaratra ny olona teraka asorotany , dia faty no ivereneny .
      Ny asorotany dia androm-pitadiavana, nefa kosa andro mahia noho izy andron-trano,
      Ny asabotsy sy ny alahady dia tsy tsara hanokafa-pasana na fahamadihina fa miteraka fandravana aina sy harena na hidiran-trosa . Andro alarobia no andron’ny VV asorotany.
     Ny toetra sy ny toe-javatra Asehon’ny asorotany :
     Ny teraka asorotany Alatsinainy dia olona mpivoan’ny aretina manahirana.
      Ny talata : dia maro anaka ;
      Ny alarobia : ho mpamono vady, olona ratsy fo ;
      Ny alakamisy ratsy fo tia valifaty, mpamosavy  teotra ;
      Ny zoma : sakaizany olona ambony mamy oditra amin’ny andriana sy ny vahoaka ;
      Ny asabotsy : mahery vitana ka manonto ny ray aman-dreny,mpanosika zoky ,mpiavona- vom-bava sy be vava no mpiady  aman’olona,
      Ny alahady ;tsy mahafohy olona, tsy manaja ray aman-dreny
      Andro alarobia no andron’ny asorotany.fadin’andro ny miterako ambony vato.

Ny Asorotany dia mitondra zanak'andro telo : Vavany(VV); Votony (VT) Vodiny (VD)

  • VV : olona manana toetra mora be,Tia tokatrano,tsy tia mivoaka firy,saingy raha maratra ny  olona teraka eto, dia mpanara-driandrano sy kamo kamo ara-batana sy ara-tsaina..
  • VT : Mahery miasa, mandala fiavanana, be fitiavan-kavana nefa manana toetra miavona izy rehefa tsy azoazony; raha maratra ny olona tera eto dia tonga kintonina sy masiaka,manao teny jadona, mila vaniny ao an-tokatranony.
  • VD : Mampiseho idealy ambony, tia fampiadana-tena, tia filaminana, mety hanana noho ny hambony fa tsy mitohy noho ny adim-piainana ; olona mankasitraka fihavanana sy tia mifandray aman'olona.
                              
  •  

    RETOUR