AOGOSITRA 2005

OHABOLANA :  Ny lohasaha fandrian'ny zavona;ny helo-drano,

                                         fandrian'ny mamba; ny avo halan'ny  iva.

TS : Alakaosy 7 Jolay Adijady 5 Aogositra

Alatsinainy      

1

vd

22

adimizana

rano             Moha
Azoma

2

vv

23

     alakarabo rivotra          Lanto
Asabotsy

3

vd

24

=

rivotra       Mbinina
Alahady

4

vv

25

miverina

afo              Vohavy
Alatsinainy 06:06

5

vv

1

ADIJADY

tany             Tsinjo
Atalata

6

vt

2

=

tany               Naka
Alarobia

7

vd

3

=

tany                 Zary
Alakamisy

8

vv

4

adalo

rano             Tsilova
Azoma        

9

vd

5

  =

rano              Ngaly
Asabotsy

10

vv

6

alohotsy

rivotra      Miaraka
Alahady

11

vd

7

=

rivotra             Vavy
Alatsinainy

12

vv

8

alahamady

afo              Ndimby
Atalata        ))

13

vt

9

    = 05:40

afo             Teraka
Alarobia

14

vd

10

=

afo               Malina
Alakamisy     

15

vv

11

adaoro

tany            Rindra
Azoma

16

vd

12

  = 

tany                 Fely
Asabotsy

17

vv

13

adizaoza

rano           Ramba
Alahady

18

vd

14

=

rano               Losy
Alatsinainy         O

19

vv

15

   asort  20:54

rivotra          Tsiahy
Atalata

20

vt

16

=

rivotra              Mery
Alarobia

21

vd

17

=

rivotra             Keta
Alakamisy       

22

vv

18

alahasaty

afo               Samy
Azoma

23

vd

19

=

afo                    Ako
Asabotsy

24

vv

20

asombola

tany                 Leka
Alahady        ((

25

vd

21

       = 18:19 

tany             Salama
Alatsinainy      

26

vv

22

adimizana

rano              Pendo
Atalata

27

vt

23

=

rano                Razo
Alarobia

28

vd

24

=

rano            Velona
Alakamisy

29

vv

25

alakarabo

rivotra           Lako
Azoma             

30

vd

26

  = 

rivotra             Soa
Asabotsy       

31

vv

27

alakaosy

afo                  Mary

VOLANA

MASOANDRO

Tsinana   : 5............. 06 : 06

Miposaka

Miletika

Fenomanana:19 .... 20 : 54

1... 6 ora 23

1 …….. 17 ora 28

31...5 ora 59

31…….17 ora 42

oran' i Madagasikara

                                                                     ADIJADY

10 - Ny teraka ADIJADY dia : Ny Endrika , ny Fonolela dia Adijady
Ny loko mena , maintso no manambina azy . Andro mafy tena mijadona . Ny zavatra tiana ho mafy sy mateza no santarana eo . Vita - maty fametrahan’ny Ntaolo ny laona , korandisa rovitra sy tonta ary tsy ilaina intsony . (ny tody service hoy ny fiteny ankehitriny ) . Fanorenana , fikajiana , ary fitehirizana , andro maha - ela , mahajadiana , tsy tia findrafindra , andro fanorenam - pasana . Tanteraka izay zavatra isantarana eo , nefa ela vao vita . Vintana tsy mitsaha - tsy feno .
          ANKAPOBENY : Olona lalim-pisainana sy mandanjalanja hevitra fatratra , mandinika izany ho fiafaran - javatra ka mahatakatra hevi-dalina . Tokatokan-teny tsy be kabary , tsy mahalefitra ny ho ambanin’olona na resy alin’ny hevitra . Manam - paharetana amin’ny asa ataony ka mahavanon - javatra  sy asa atao , olona jenijenina , be sentosento . Fiankinan’ny malahelo , fianteheran’ny tra - pahoriana . Tsy mahazaka ny kabary be atao azy . Tsy tiany ny be rehaka sy ny mpizahozaho . Mora tohim - po na dia masiatsiaka sy be trerona aza .
   Ny Asorotany no vintana mifanohitra aminy . Mahay miaraka kosa dia Asizaoza sy ny Alahasaty .  Andro Alahady no tsara aminy .

Mitondra zanak'andro telo ny adijady : (VV) Vavany; (VT) Vontony; (VD) Vodiny : 

  • VV : mampiseho toetra matotra sy be kirina, hanatantaraka ny tarigetra

  • VT : mahafehy tena, feno zoto, matoky tena, manompo ny raharahany, tia fahanginana ; Raha maratra ny olona teraka eto dia  manjary tsy mahatoky tena loatra.

  • VD : mahira-tsaina, mahay marika, mpandini-javatra ilana faharetana

                                                                                  

 

RETOUR