AOGOSITRA 2006

                OHABOLANA :Tsorakazo noladinim-bitsika : lofidofy

                                           foana, fa ny tenany be efa marazoka.

TS : Adijady 25 Jolay -  Adalo 24   Aogositra

Talata       

1

vv

8

alahamady

afo                 Moha
Alarobia         ))

2

vt

9

=11:47

afo                 Lanto
Alakamisy

3

vd

10

=

afo            Mbinina
Zoma

4

vv

11

adaoro

tany           Vohavy
Asabotsy

5

vd

12

  = 

tany               Tsinjo
Alahady

6

vv

13

adizaoza

rano             Naka
Alatsinainy

7

vd

14

=

rano             Zary
Talata

8

vv

15

asorotany

rivotra        Tsilova
Alarobia        O

9

vt

16

     = 13:55

rivotra          Ngaly
Alakamisy

10

vd

17

=

rivotra       Miaraka
Zoma

11

vv

18

alahasaty

afo                 Vavy
Asabotsy

12

vd

19

afo              Ndimby
Alahady

13

vv

20

asombola

tany           Teraka
Alatsinainy

14

vd

21

=

tany              Malina
Talata      

15

vv

22

adimizana

rano           Rindra
Alarobia          ((

16

vt

23

      = 04:52

rano               Fely
Alakamisy

17

vd

24

=

rano           Ramba
Zoma

18

vv

25

alakarabo

rivotra           Losy
Asabotsy

19

vd

26

=

rivotra         Tsiahy
Alahady

20

vv

27

alakaosy

afo                Mery
Alatsinainy

21

vd

28

=

afo                 Keta
Talata      

22

vv

29

 miverina

tany              Samy
Alarobia   22 : 11

23

vt

30

miverina

tany                  Ako
Alakamisy

24

vv

1

ADALO

rano              Leka
Zoma       

25

vd

2

=

rivotra       Salama
Asabotsy

26

vv

3

alohotsy

rivotra         Pendo
Alahady

27

vd

4

=

rivotra          Razo
Alatsinainy

28

vv

5

alahamady

afo             Velona
Talata

29

vt

6

=

afo              Lako
Alarobia             

30

vd

7

=

afo                  Soa
Alakamisy          ))

31

vv

8

    adar 01:58

tany              Mary

VOLANA

MASOANDRO

Fenomanana   :9 .. 13 : 55

Miposaka

Miletika

Tsinana   :  23........ 22 : 11

1... 6 ora 23

1 …….. 17 ora 28

31...5 ora 59

31…….17 ora 42

oran' i Madagasikara

                                                                          ADALO

11 -  Ny teraka ADALO dia : Ny rivotra  , ny papango dia Adalo

 .Ny loko manambina azy   Manjamainty   Maramara (fotsy mainty ). Andron -drano alahelo , andro fanamasinana ny efa natao na natomboka ka nahato , sy ny rava ka amboarina indray .

          ANKAPOBENY : Olona tia olona , tsara fo , marivorivo ranomasa ka mety ho lasam-borona. Valavala maso , oriory fijery, tsotra ka mora haronim-bava .Tsy dia mahay manafina ny ao   am-pony. Zanakalon-drano. Tsy mahatarika olona homba ny heviny. Be eritreritra sy manahy lava ka mety ha- hatsinjo ny farany . Mazana maro anaka ka tsy mety hanan-karena . Mora mirona sy  tia, tsy azo antoka loatra . Toratoran-javatra tsy amin’antony . Matsilo saina kosa , antra olona , be fangorahana, mahalala adidy ary tsy mahajery fahoriana . Mety hintondra fivavahana satria olon'ny fo .

Mitondra zanak'andro roa ny Adalo (rano) : (VV) Vavany ; (VD) Vodiny
 
         VV : Tia fiainana, be fangoraham-po sy tia namana, kirina,sahy,tsy mahajery fahorian'ny afa.
         VD : be eritreritra sy lasam-binany, tsy dia miraika amin'ny harena raha lehilahy izy. Ny vehivavy be fitiavana toy ny reniny no iriny.
 
   Ny TOETRA asehon'ny Adalo : Ny teraka Alatsinainy dia tsy matahotra olona tsy menamaso; Ny zavatra atao dia tsy misy nenina fa tomombana.
 
Ny atalata tsy mahapetrakan-tanindrazana mivahiny an-tanin'olona, Tsy ahatanterahan-javatra atao tsy mipika.  
Ny alarobia olona tsy mitony fa mikaroka foana .  
Ny alakamisy olona mazava fo, tsotra,malala-tanana ary tsy mahay mandainga.
Ny azoma vitsy fa mahavokare.    
Ny asabotsy mpamosavy vady mandefitra
 
  Andro tsara hampodiana vady na misitaka na ampakarin’ny efa maty vady indray ny Adalo .                             
  Andro Zoma no tsara amin’ny Adalo ary tsy misantatra Talata sy Alakamisy. 
  Ny vahivavy teraka volana  adalo dia mazava-fo nefa be ahiahy,henja teny tsy mena mivadika, mahavitaadidy anefa, tia asa sy mazoto, mahay manaiky, raha rariny, nefa mafy loha.   
  Ny lehilahy dia maranin-tsaina, mahay mitsara, mavitrika,kinga, maharitra sy mahakikitra amin'ny izay hataony.  

 

RETOUR