APRILY 2006      

                OHABOLANA : Aza manao toy ny lolo amoron-drano;

                                           mivelatra, na mikombonkombona hianao ihany.

TS : Asombola  30  Martsa -  Adimizana 28 Aprily

Asabotsy

1

vv

3

adimizana

rano                            Nely
Alahady   

2

vt

4

=+

rano                            Tsiry
Alatsinainy

3

vd

5

rano                          Rabia
Atalata       

4

vv

6

alakarabo

rivotra                     Rasoa
Alarobia     ))

5

vd

7

    = 15:02

rivotra                       Mosa
Alakamisy

6

vv

8

alakaosy

afo                             Zoely
Azoma       

7

vd

9

=

afo                               Mino
Asabotsy

8

vv

10

adijady

tany                           Tsima
Alahady

9

vt

11

=

tany                            Ntsoa
Alatsinainy

10

vd

12

=

tany                               Lala
Atalata

11

vv

13

adalo

rano                    Ambinina
Alarobia

12

vd

14

=

rano                             Liva
Alakamisy       O  

13

vv

15

alhts 19:41

rivotra                         Bodo
Azoma

14

vd

16

=

rivotra                       Razay
Asabotsy     

15

vv

17

alahamady

afo                               Lanja
Alahady    

16

vt

18

=

afo                                Fara
Alatsinainy    

17

vd

19

           = afo                                Koly
Atalata

18

vv

  20

adaoro

tany                            Tiana
Alarobia         

19

vd

  21

=

tany                           Raoby
Alakamisy

20

vv

22

adizaoza

rano                          Tahina
Azoma    ((

21

vd

23

   =  06:30

rano                        Mazoto
Asabotsy

22

vv

24

asorotany

rivotra                        Vazo
Alahady

23

vt

  25

=

rivotra                         Hita
Alatsinainy

24

vd

26

          = rivotra                   Mahazo
Atalata

25

vv

27

alahasaty

afo                            Trema
Alarobia       

26

vd

28

=

afo                            Naivo
Alakamisy 22:45

27

vv

  29

miverina

tany                            Nirina
Azoma      *

28

vv

1

ADIMIZANA rano                      Miadana
Asabotsy     

29

vt

2

=

rano                           Tsira
Alahady

30

vd

3

=

rano                       Baolahy

VOLANA

MASOANDRO

Fenomanana 13....19 : 41

Miposaka

Miletika

Tsinana : 27......... 22 : 45

1.......6 :   04

1 …….. 17  :  29

30.....6 :   15

30……   17 :  19

                                                     Oran'i Madagasikara
                                                           

                                             ADIMIZANA

 

7 - Ny teraka  ADIMIZANA   dia ny toetrany  ankapobehany dia :

Andro tsy azo antoka fa miovaova miakatra sy mihidina anio mahazo rahapitso indray mitotongana. Vitan’olnmafilahy mana-tsaina ataorana raha manao firavava fa masimbava .Mpikaroka lalam-pahazoana ary saha antoka ka mifandimby amin’ny fahazoana sy ny tsy fahazoana .tsy mianina amin’ny izay efa azony,liampandrosoana ary tsy mipetraka amin’ny izay efa vita. Tsy mahalefitra ny tsy rariny ka sahy maty amin’izay itompoany ho hintsiny. Mila ho be tohika noho izany ; milefitra ianay anefa rehefa resy ny tsangan-keviny, io no antony ilazana azy ho mpivadibadika.

 Tia havana nefa saro-manadino ny ratsy hatao azy na dia tsy manao ampo aza

 Ny olona teraka adimizana dia vitam-baravarana atositosika nefa tsy azo afoy fa antoky ny aina . Sahy ny teraka  amin’ny ka mety ho mpadany sy tsy mitsaapa ny farany

. Ny ozona atao amin’ny olona vitan’ adimizana dia mivadika soa ho azy nohoy izy tsy maty manota

Ny teraka adimizana dia omen’ny Ntaolo  hitahiry vakana tongarivo (milaza harena sy faombiazana) ampitahirizina lela mozana sy vola mandry havanana. Andro talata no androny.

Ny Adimizana dia mitondra zanak' andro telo (VV) Vavany;  (VT) Vontony;  (VD) Vodiny :

VV :olona sariaka, mzhay miresaka, tia zava maneno, malala-tanana; Raha maratra dia mirona amin'ny filan'ny nofo,ary miteraka laza ratsy izany; Fangalaram-badin'olona.

VT: olona manan-taina, tia fianarana, mahay miresaka sy kabary ; Rehefa tia dia tia , saingy raha maratra dia sahirana am-panambadiana; Fampodiam-bady misitaka,andro be fialonana nefa tsy resy; Ratsy andehanana; Ratsy ho an'ny  varotra, fa mety ho an'ny fiompiana; andro-drafy.

VD : olona tsotra sy bonaika, tia olona, tia zavatra mahafinaritra; raha maratra dia hisehoam-pitsapana mafy noho ny hambo diso toerana asehony.Trosa takiana miafara amin'ny ady; Tsy mihinana vorivori-kena; Fanateran-damba ho an'ny razana;Ny olona tera eto dia ambony fiasainana ka mety ts ho takatrin'ny mpiara-belona aminy. olona be be hambo koa anefa.

Ny teraka alatsinainy ny adimizana dia alakaforo mpiady amin-drafozana, Tsimba tsara hanao fambolena ny teraka talata fa tsy hahavanona ny alarobia dia olona malemifanahy andrian’ny ory sy ny kamboty be fiantrana

vitana mahery tia lalambarotra ny alakamisy ; manambina hanaovana fiompianana ny  zoma, Tsy mataribady  am-bohitra ny asabotsy mpiakina sy manatena ny herin-drafozana .                                                                                       Mpamboly mahavokatra tokoa ny alahady andro mihajoko misolanga misondrotra atrany ; Ny alahady no mifanohitra amin’ny ny mifanaraka aminy kosa dia  ny adaoro tsy misy fahavanonany ny raharaha hataony lehilahy atomboka ny asabotsy ny adimizana nohony izy andro manjaka  vehivavy

   

 

RETOUR