DESAMBRA 2006 |
||||||
OHABOLANA : Vovoka an-kadilalana, ka ny sisa tsy lasan'ny |
||||||
rivotra, raha ririna, dia faohin'ny riaka raha fahavaratra. |
||||||
TS : alahamady 2 Novambra - adaoro 2 Desambra |
||||||
Azoma | 1 |
vv |
12 |
adimizana |
rano Mandresy | |
Asabotsy | 2 |
vt |
13 |
= |
rano Rahely | |
Alahady | 3 |
vd |
14 |
= |
rano Herisetra | |
Alatsinay | 4 |
vv |
15 |
alakarabo |
rivotra Laingo | |
Atalata | O | 5 |
vd |
16 |
= 03: 26 |
rivotra Antsa |
Alarobia | 6 |
vv |
17 |
alakaosy |
afo Nija | |
Alakamisy | 7 |
vd |
18 |
= |
afo Tsilova | |
Azoma | 8 |
vv |
19 |
adijady |
tany Naly | |
Asabotsy | 9 |
vt |
20 |
= |
tany Maro | |
Alahady | 10 |
vd |
21 |
= |
tany Fanja | |
Alatsinay | 11 |
vv |
22 |
adalo |
rano Mandimby | |
Atalata | (( | 12 |
vd |
23 |
= 17 : 33 |
rano Vao |
Alarobia | 13 |
vv |
24 | alohotsy |
rivotra Fenosoa | |
Alakamisy | 14 |
vd |
25 |
= |
rivotra Mboa | |
Azoma | 15 |
vv |
26 |
alahamady |
afo ambinina | |
Asabotsy | 16 |
vt |
27 |
= |
afo Tsimba | |
Alahady | 17 |
vd |
28 |
= |
afo Fanilo | |
Alatsinainy | 18 |
vv |
29 |
miverina | tany Sedera | |
Atalata | 19 |
vd |
30 | miverina |
tany Ny Anja | |
Alarobia | 17 : 02 | 20 |
vv |
31 | tany Lanto | |
Alakamisy | * | 21 |
vv |
1 |
ADIZAOZA |
rano Naivo |
Azoma | 22 |
vd |
2 |
= |
rano Hoby | |
Asabotsy | 23 |
vv |
3 |
asorotany |
rivotra Ny aina | |
Alahady | 24 |
vt |
4 |
= |
rivotra Dera | |
Alatsinay | 25 |
vd |
5 |
= |
rivotra NOELY | |
Atalata | 26 |
vv |
6 |
alahasaty | afo Dama | |
Alarobia | )) | 27 |
vd |
7 |
= 17: 49 |
afo Mady |
Alakamisy | 28 |
vv |
8 |
asombola |
tany Mahavita | |
Azoma | 29 |
vd |
9 |
= |
tany Mbelo | |
Asabotsy | 30 |
vv |
10 |
adimizana |
rano Ny Avana | |
Alahady | 31 |
vt |
11 |
= |
rano Dafy | |
VOLANA |
MASOANDRO |
|||||
fenomanana :5 ......03 : 26 |
Miposaka |
Miletika |
||||
Tsinana : 20 ............17 : 02 | 1 .5 : 04 |
1 ... 18 : 14 |
||||
31...5 : 15 |
31 .. 18 : 30 |
|||||
ADIZAOZA
3 - Ny teraka ADIZAOZA dia ny toetrany
ankapobehany dia : Malady vava ny zaza teraka eo .Tsy
mba tafasadratra loatra .Mihozongozona aminny fiainana andro sarotra
hanomboanjavatra fa voasampotsampona izay hato aminny . Mirozaroza
sarobitaina. Olona foimpoizina sy ho mena fo. Votsavotsa eo aminny fiainana ka mila
ho toanana sy mpitarika ny ataony sy ny sainy noho izy fohy fisaina, Mpihevitra ny
lafinjavatra raha mikasa hanao zavatra tsy ambiny mbarotra, keli-kely aina tsy mahatanty
hilana hery. osa osa eo aminny fiainana, nohonny androny
mpanjaiborodamba .Fohy hevitra nohoy izy mikiry aminny tiany sy ny lalakevitra
sitrany olona fatrampihaihay ny lasa .tia fisehoana nefa tsy mahatombina aminny hataony. Ny teraka Adizaoza raha misaraka-mpanabadiana indray madeha monja , dia tsy marimbady intsony rahatsy efa mipihi-bolo. Ny vehivavy vody Adizaoza dia maro anaka nadia malahelo aminny harena aza. Ny lehilahy kosa dia tsy ambinina loatra aminny fitadiavana, nefa kosa tsy ory akory ,Ny Alakaoasy no vitana mifanohitra aminny. Ny Adijady no mifanaraka aminny. Rehefa miakabohitra dia adizaoza no tsara (mifindra monina na tanana na trano vao hazo) andro pamorana fa vitana mangatsiaka. Ny hatsiaka sy angady dia Adizaozy andro mpanjai-borodamba maro anaka,ny loko vony no manambina azy. Ny Adizaoza dia mitondra zanak-andro roa (VV) Vavany ; (VD) Vodiny : VV : milaza toe-tsaina matsilo,Tia hadikadina sy mandini-javatra, makamamy ny fanitaran-tsaina; mahay manaraka ny onjam-piainana mora foana, mahay mitsinjo ny vody andro ho merika. VD : olona materialista, tsy rototra, fa malina; tsongoin'olona;, tokony hotohanana tsara eo amin'ny fianarany fa olona sarobidy eo amin'ny firenena ny teraka eto. |