DESAMBRA 2007 |
||||||
OHABOLANA : Hafahafa toa sifotra, ka ny |
||||||
tamenany indray no ariana |
||||||
TS : alahamady 9 Novambra - adaoro 10 Desambra |
||||||
Asabotsy | (( | 1 |
vv |
23 |
adal 15: 45 |
rano Mandresy |
Alahady | 2 |
vv |
24 |
alohotsy |
rivotra Rahely | |
Alatsinay | 3 |
vd |
25 |
= |
rivotra Herisetra | |
Atalata | 4 |
vv |
26 |
alahamady |
afo Laingo | |
Alarobia | 5 |
vt |
27 |
= |
afo Antsa | |
Alakamisy | 6 |
vd |
28 |
= |
afo Nija | |
Azoma | 7 |
vv |
29 |
miverina | tany Tsilova | |
Asabotsy | 8 |
vd |
30 |
miverina |
tany Naly | |
Alahady | 17 : 02 | 9 |
vv |
31 |
tany Maro | |
Alatsinainy | * | 10 |
vv |
1 |
ADIZAOZA |
rano Fanja |
Atalata | 11 |
vd |
2 |
= |
rano Mandimby | |
Alarobia | 12 |
vv |
3 |
asorotany |
rivotra Vao | |
Alakamisy | 13 |
vt |
4 | = |
rivotra Fenosoa | |
Azoma | 14 |
vd |
5 |
= |
rivotra Mboa | |
Asabotsy | 15 |
vv |
6 |
alahasaty | afo ambinina | |
Alahady | 16 |
vd |
7 |
= |
afo Tsimba | |
Alatsinay | )) | 17 |
vv |
8 |
asbl 13 : 19 |
tany Fanilo |
Atalata | 18 |
vd |
9 |
= |
tany Sedera | |
Alarobia | 19 |
vv |
10 | adimizana |
rano Ny Anja | |
Alakamisy | 20 |
vt |
11 | = |
rano Lanto | |
Azoma | 21 |
vd |
12 |
= |
rano Naivo | |
Asabotsy | 22 |
vv |
13 |
alakarabo | rivotra Hoby | |
Alahady | 23 |
vd |
14 |
= |
rivotra Ny aina | |
Alatsinainy | O | 24 |
vv |
15 |
alaks 04:17 |
afo Dera |
Atalata | 25 |
vd |
16 |
= |
afo NOELY | |
Alarobia | 26 |
vv |
17 |
adijady |
tany Dama | |
Alakamisy | 27 |
vt |
18 |
= |
tany Mady | |
Azoma | 28 |
vd |
19 |
= |
tany Mahavita | |
Asabotsy | 29 |
vv |
20 |
adalo | rano Mbelo | |
Alahady | 30 |
vd |
21 |
= |
rano Ny Avana | |
Alatsinay | (( | 31 |
vv | 22 |
alhts 10:52 | rivotra Dafy |
VOLANA |
MASOANDRO |
|||||
Tsinana : 9 ..............20 : 41 |
Miposaka |
Miletika |
||||
fenomanana :24 ......04 : 17 |
1 .5 : 04 |
1 ... 18 : 14 |
||||
31...5 : 15 |
31 .. 18 : 30 |
|||||
ADIZAOZA
3 - Ny teraka ADIZAOZA dia ny toetrany
ankapobehany dia : Malady vava ny zaza teraka eo .Tsy
mba tafasadratra loatra .Mihozongozona aminny fiainana andro sarotra
hanomboanjavatra fa voasampotsampona izay hato aminny . Mirozaroza
sarobitaina. Olona foimpoizina sy ho mena fo. Votsavotsa eo aminny fiainana ka mila
ho toanana sy mpitarika ny ataony sy ny sainy noho izy fohy fisaina, Mpihevitra ny
lafinjavatra raha mikasa hanao zavatra tsy ambiny mbarotra, keli-kely aina tsy mahatanty
hilana hery. osa osa eo aminny fiainana, nohonny androny
mpanjaiborodamba .Fohy hevitra nohoy izy mikiry aminny tiany sy ny lalakevitra
sitrany olona fatrampihaihay ny lasa .tia fisehoana nefa tsy mahatombina aminny hataony. Ny teraka Adizaoza raha misaraka-mpanabadiana indray madeha monja , dia tsy marimbady intsony rahatsy efa mipihi-bolo. Ny vehivavy vody Adizaoza dia maro anaka nadia malahelo aminny harena aza. Ny lehilahy kosa dia tsy ambinina loatra aminny fitadiavana, nefa kosa tsy ory akory ,Ny Alakaoasy no vitana mifanohitra aminny. Ny Adijady no mifanaraka aminny. Rehefa miakabohitra dia adizaoza no tsara (mifindra monina na tanana na trano vao hazo) andro pamorana fa vitana mangatsiaka. Ny hatsiaka sy angady dia Adizaozy andro mpanjai-borodamba maro anaka,ny loko vony no manambina azy. Ny Adizaoza dia mitondra zanak-andro roa (VV) Vavany ; (VD) Vodiny : VV : milaza toe-tsaina matsilo,Tia hadikadina sy mandini-javatra, makamamy ny fanitaran-tsaina; mahay manaraka ny onjam-piainana mora foana, mahay mitsinjo ny vody andro ho merika. VD : olona materialista, tsy rototra, fa malina; tsongoin'olona;, tokony hotohanana tsara eo amin'ny fianarany fa olona sarobidy eo amin'ny firenena ny teraka eto. |