FEBROARY 2005 |
||||||
OHABOLANA : Aza fatra pitady ny manganana, |
||||||
ka tohatry ny mangidy tsy ho telina. |
||||||
TS n : Adizaoza 11 Janoary - Asorotany 8 Febroary |
||||||
Atalata | 1 |
vd |
22 |
alohotsy | rivotra Miakatra | |
Alarobia | (( | 2 |
vv |
23 |
=10:28 |
rivotra Mahery |
Alakamisy | 3 |
vv |
24 |
alahamady | afo Narindra | |
Azoma | 4 |
vt |
25 |
= | afo Tafika | |
Asabotsy | 5 |
vd |
26 |
= | afo Daoro | |
Alahady | 6 |
vv |
27 |
adaoro | tany Vaha | |
Alatsinainy | 7 |
vd |
28 |
= | tany Sambo | |
Atalata | 01:29 * | 8 |
vv |
1 |
ASOROTANY | rivotra Landy |
Alarobia | 9 |
vd |
2 |
= |
rivotra Mena | |
Alakamisy | 10 |
vv |
3 |
= |
rivotra Baholy | |
Azoma | 11 |
vt |
4 |
alahasaty |
afo Boany | |
Asabotsy | 12 |
vd |
5 |
= |
afo Lafy | |
Alahady | 13 |
vv |
6 |
asombola | tany Rama | |
Alatsinainy | 14 |
vd |
7 |
= |
tany Tavy | |
Atalata | 15 |
vv |
8 |
adimizana | rano koto | |
Alarobia | 16 |
vd |
9 |
= | rano Ramy | |
Alakamisy | )) | 17 |
vv |
10 |
= 03:17 |
rano Zama |
Azoma | 18 |
vt |
11 |
alakarabo |
rivotra Toraka | |
Asabotsy | 19 |
vd |
12 |
= |
rivotra Ketaka | |
Alahady | 20 |
vv |
13 |
alakaosy |
afo Zily | |
Alatsinainy | 21 |
vd |
14 |
= |
afo Ravo | |
Atalata | 22 |
vv |
15 |
adijady |
tany Lema | |
Alarobia | 23 |
vd |
16 |
= |
tany Tolotra | |
Alakamisy | O | 24 |
vv |
17 |
=07:55 |
tany Niza |
Azoma | 25 |
vt |
18 |
adalo | rano . Any |
|
Asabotsy | 26 |
vd |
19 |
= |
rano Volana | |
Alahady | 27 |
vv | 20 |
adaoro |
tany Randry | |
Alatsinainy | 28 |
vd |
21 |
= |
tany Naina | |
VOLANA |
MASOANDRO |
|||||
Tsinana : 8...........01 : 29 | Miposaka |
Milèntika |
||||
Fenomanana:24...07 : 55 |
1........... 5 : 48 | 1 .. 18 : 16 |
||||
31..........5 : 56 | 31 .17 : 52 |
|||||
Ora ny Madagasikara | ||||||
ASOROTANY
4 - Ny zaza teraka ASOROTANY dia : Olona
ambony hevitra tsy miantehitra aminy efanny olona .Madidoha, sarotra
torona ; tsy mila hevitrolona, ka alanto tsara ny hevitra tiana-haroso eo
anatreheny.
Ny teraka vodi-asoritany dia tsy maty manota ary mafy Andro alakamisy ny mapahery ny andro asoritany.Ny hariva
anefa no tsara. Ny
asorotany dia androm-pitadiavana, nefa kosa andro mahia noho izy andron-trano, Ny
asabotsy sy ny alahady dia tsy tsara hanokafa-pasana na fahamadihina fa miteraka
fandravana aina sy harena na hidiran-trosa . Andro alarobia no andronny VV
asorotany. Ny Asorotany dia mitondra zanak'andro telo (VV) Vavany; (VT) Votony; (VD) Vodiny VV: dia olona manana toetra morabe; tia tokatrano, tsy tia mivoaka firy, saingy raha maratra dia mpanara driandrano sy kamo kamo ara-batana sy ara-tsaina. VT : Mahery miasa, mandala fihavanana, olona mitompo teny fatratra, raha maratra tonga kintonina sy masiaka, manao teny jadona, mila vaniny ao an-tokatranony. VD : mampiseho idealy ambony, tia fampiadanan-tena, tia filaminana, mety hanana noho ny hambony fa tsy mitohy noho ny adim-piainana, olona mankasitraka fihavanana. Ny toetra
sy ny toe-javatra Asehonny asorotany : Ny teraka asorotany
Alatsinainy dia olona mpivoanny aretina manahirana.
Dia izany ny antsimpirihiny ny olona teraka Asoritany, |