FEBROARY 2006

OHABOLANA : Ny hena maso tsy mahavelona, 

                       fa ny hena masaka no mahavelona.

TS :   n   Asorotany 30 Janoary  -  Alahasaty 28 Febroary

                                                                                                                              Fanampinanarana
Alarobia

1

vd

3

asoritany

rivotra                    Miakatra
Alakamisy

2

vv

4

alahasaty 

afo                            Mahery  
Azoma

3

vd

5

=

afo                          Narindra
Asabotsy        

4

vv

6

asombola

tany                             Tafika
Alahady

  ))

5

vd

7

=

tany                            Daoro
Alatsimainy    

6

vv

8

adimizana

rano                             Vaha
Atalata

7

vt

9

            =

rano                          Sambo
Alarobia

8

vd

10

=

rano                             Landy
Alakamisy      

9

vv

11

alakarabo

rivotra                         Mena
Azoma

10

vd

12

=

rivotra                        Baholy
Asabotsy

11

vv

13

alakaosy

afo                               Boany
Alahady

12

vd

14

  =

afo                                   Lafy
Alatsinainy      O

13

vv

15

adijady 07:45

tany                              Rama
Atalata

14

vt

16

=

tany                               Tavy
Alarobia

15

vd

17

=

tany                               koto
Alakamisy

  

16

vv

18

adalo

rano                            Ramy
Azoma

17

vd

19

=

rano                            Zama
Asabotsy

18

vv

20

alohotsy rivotra                        Toraka  
Alahady

19

vd

21

=

rivotra                        Ketaka
Alatsimainy

20

vv

22

alahamady

afo                                    Zily  
Atalata      (( 

21

vt

23

            =

afo                                  Ravo
Alarobia

22

vd

24

=

afo                                 Lema   
Alakamisy        

23

vv

25

adaoro

tany                            Tolotra
Azoma

24

vd

26

 =

tany                               Niza
Asabotsy

25

vv

27

adizaoza

rano                        .      Any   

Alahady

26

vd

28

=

rano                          Volana
Alatsinainy        

27

vv

29

miverina

rivotra                        Randry
Atalata 03:32

28

vv

1

ALAHASATY

afo                               Naina   
         

                                   

VOLANA

MASOANDRO

Fenomanana13...07ora 45

Miposaka

Milèntika

Tsinana : 28...…03 ora 32

1 …. 5 ora 23

1 ….. 18 ora 46

28 ...5 ora 37

28 …. 18 ora 17

      

   ASOROTANY

  •         4 - Ny zaza teraka ASOROTANY dia : Olona ambony hevitra  tsy miantehitra aminy  efan’ny olona .Madidoha, sarotra torona ; tsy mila hevitr’olona, ka alanto tsara ny hevitra tiana-haroso eo anatreheny.

  •          Maty hanakarena nefa manao mahihitrihitra, izay mitsotsoka sy manasoha azy no hakasitrahany.

  • Saro-diasambady fa mahery vitana .Mora mahazo vola ny teraka vava Asorotany, nefa tsy mahatahiry an-karona doabody.

  •         Tia asa saina fa tsy mahavatra asa ilana heim-batana ; tsy maaka ny ho fehezina fa satriny no mpibaiko noho izy tia fahaleovantena no kirina ; Asasembitana  anefa ka mila tsy ahatsapa ny farany.

  •          Ny teraka vodi-asoritany dia tsy maty  manota ary mafy Andro  alakamisy ny mapahery ny andro asoritany.Ny hariva anefa no tsara.

  •        Ny fanambadianan atao asorotany na votony aza (am-parom-pitadivana) indridra fa talata io andro io, dia tsy mahomby sahala amin’izany koa ny sabotsy.

  •          Raha mianavaratra ny olona teraka asorotany , dia faty no ivereneny .

  •       Ny asorotany dia androm-pitadiavana, nefa kosa andro mahia noho izy andron-trano,

  •       Ny asabotsy sy ny alahady dia tsy tsara hanokafa-pasana na fahamadihina fa miteraka fandravana aina sy harena na hidiran-trosa . Andro alarobia no andron’ny  asorotany.

  •  

  •       Mitondra zanak'andro telo ny Asorotany : vavany (VV); votony (VT); vodony (VD)

  •     VV : dia olona manana toetra morabe, tia tokatrano, tsy tia mivoaka firy, saingy raha maratra    izy dia mpanara-driandrano sy kamo kamo ara-batana sy ara-tsaina.

  •      VT : Mahery miasa, mandala fihavanana, olona mitompo teny fatratra, raha maratra dia tonga kintonina sy masiaka, manao teny jadona, mila vaniny ao an-tokatranony.

  •      VD : mampiseho idealy ambony, tia fampiadan-tena, tia filaminana, mety hanana noho ny hambony fa tsy mitohy noho ny adim-piainana, olona mankasitraka fihavanana.

  •       Ny toetra sy ny toe-javatra Asehon’ny asorotany :

  •      Ny teraka asorotany Alatsinainy dia olona mpivoan’ny aretina manahirana.

  •       Ny talata : dia maro anaka ;

  •       Ny alarobia : ho mpamono vady, olona ratsy fo ;

  •       Ny alakamisy ratsy fo tia valifaty, mpamosavy  teotra ;

  •       Ny zoma : sakaizany olona ambony mamy oditra amin’ny andriana sy ny vahoaka ;

  •       Ny asabotsy : mahery vitana ka manonto ny ray aman-dreny,mpanosika zoky ,mpiavohavom-bava sy be vava no mpiady  aman’olona,

  •       Ny alahady ;tsy mahafohy olona, tsy manaja ray aman-dreny

  •       Andro alarobia no andron’ny asorotany.fadin’andro ny miterako ambony vato.

  •                            Dia izany ny antsimpirihiny ny olona teraka   Asoritany,

  •  

 

 

RETOUR