FEBROARY 2007 |
||||||
OHABOLANA : Raha tany misy hotsaka,dia misy sahona, ary raha tany |
||||||
misy loha, dia misy lela; ary raha tany misy olona dia misy havitra. |
||||||
TS : n Asorotany 19 Janoary - Alahasaty 18 Febroary |
||||||
Fanampinanarana | ||||||
Alakamisy | 1 |
vd |
14 |
alakaosy |
afo Miakatra | |
Azoma | O | 2 |
vv |
15 |
adjdy 08:46 |
tanny Mahery |
Asabotsy | 3 |
vt |
16 |
= |
tany Narindra | |
Alahady | 4 |
vd |
17 |
= |
tany Tafika | |
Alatsinainy | 5 |
vv |
18 |
adalo |
rano Daoro | |
Atalata | 6 |
vd |
19 |
= |
rano Vaha | |
Alarobia | 7 |
vv |
20 |
alohotsy | rivotra Sambo | |
Alakamisy | 8 |
vd |
21 |
= |
rivotra Landy | |
Azoma | 9 |
vv |
22 |
alahamady |
afo Mena | |
Asabotsy | (( | 10 |
vt |
23 |
= 12 : 52 |
afo Baholy |
Alahady | 11 |
vd |
24 |
= |
afo Boany | |
Alatsimainy | 12 |
vv |
25 |
adaoro |
tany Lafy | |
Atalata | 13 |
vd |
26 |
= |
tany Rama | |
Alarobia | 14 |
vv |
27 |
adizaoza |
rano Tavy | |
Alakamisy | 15 |
vd |
28 |
= |
rano koto | |
Azoma |
|
16 |
vv |
29 |
mv |
rivotra Ramy |
Asabotsy | 19:15 | 17 |
vd |
30 |
mv |
rivotra Zama |
Alahady | 18 |
vv |
1 |
ALAHASATY |
afo Toraka | |
Alatsinainy | 19 |
vd |
2 |
= |
afo Ketaka | |
Atalata | 20 |
vv |
3 |
asombola | tany Zily | |
Alarobia | 21 |
vd |
4 |
= |
tany Ravo | |
Alakamisy | 22 |
vv |
5 |
adimizana |
rano Lema | |
Azoma | 23 |
vt |
6 |
= |
rano Tolotra | |
Asabotsy | )) | 24 |
vd |
7 |
= 10:57 |
rano Niza |
Alahady | 25 |
vv |
8 |
alakarabo |
rivotra . Any |
|
Alatsimainy | 26 |
vd |
9 |
= |
rivotra Volana | |
Atalata | 27 |
vv |
10 |
alakaosy |
afo Randry | |
Alarobia | 28 |
vd |
11 |
= |
afo Naina | |
VOLANA |
MASOANDRO |
|||||
Fenomanana: 2...08 : 46 |
Miposaka |
Milèntika |
||||
Tsinana : 17... 19 : 32 |
1 . 5 : 23 | 1 .. 18 : 46 |
||||
28 ...5 : 37 | 28 . 18 : 17 |
|||||
Oran'i Madagasikara | ||||||
ALAHASATY
5-Ny teraka ALAHASATY dia : Ny fanalana sy Emboka dia Alahasaty .
Andronny mpiasa mazoto sy mpanaraina . andronny fanafody ka voalaza fa mety
hampahery azy andr mainty vintana afo . andronny hevi - petsy sy fahavaran - javatra
nafahavakisana . Loko sahaza azy : Volomparasy . ANKAPOBENY : Olona mahalala adidy , tsy mitana hatezerana vitan - dambo . Andro ahitana fahasahiranana amin - kavana sy ny sakaiza etsetra . tsy tsara hitoky ody fa vitam -pamosavy . Olona mety ho resy ny nofo mpinompino zavatra foana . Manan - tsaina matsilo anefa . Ny Alahasaty dia vintana mitovy hery aminny Alakaosy sy ny Alahamady . Tsy mba tsara anaovan - javatra nefa ny vodiny dia tsara ihany hanombohana na hanantsaean-javatra sy hanaovana fanambadiana satria vintana maintimolaly fazio anefa ny alakamisy . Ny teraka Alahasaty dia tsy tsara ho tolorana zava-maranitra . Ny Adalo no mifanohitra aminy . Ny Adijady sy ny Alohotsy no iarenany sy iandrianany . Andro Alarobia no androny . Mitondra zanak'andro roa ny Alahasaty : vavany (VV); vodiny (VD) VV : Manana toetena matajaka, mahay miteny sy miresaka manintona ny fo ary mpitaribahoaka, mafana fo tia fiavanana, marisika sy sahy, nefa mora tezitra, raha maratra izy . VD : Milaza toetra tia fahafinaretana sy
fiainana, tia manao soa. Ny vehivavy eto dia vitsy anaka. Raha maratra izy dia miseho ny
fampanaranampo mitarika hevitra diso lalana .
NY TOE-JAVATRA asehonny
Alahasaty : Raha teraka Alahasaty dia be tetika
sy hevi-petsy , toy izany koa ny olona miseho na miresaka aminy tena eo .
Ny Talata dia andro mampijaly vao afaka , mangirifiry mbola velona , takaitra
enti-maty .
Ny Alarobia dia andro mahery , sarotra atolaka . Tsy ambinina tera-dahy , manambady
tsy vanona . Malala-tanana tsy mahazo sitraka , harena lany maina .
Ny Alakamisy dia mampiady , mampisaritaka sy mampifanendry mosavy . Miankim-paty na
hiankinam-paty . Mifanohitra aminny ray aman-dreny .
Ny Zoma kosa dia andro mampitambesatra ny alahelo sy ny tsiny avy aminny ray
aman-dreny aman-joky . Ny Asabotsy
andro maintimolaly sy mateza zavatra . Ny adalo no mifanohitra aminy Ny olona teraka alahasaty dia olona tia olona mora mifandray amanolona, hazo hieteherankavana na namana, ary rehefa manao dia manao na tsy manao, fa tsimba mahay miantsara hivelantsia, mora manadino ny ratsy natao azy izy, tia manampy olona, nefa tsy tsaroany olona akory, mazoto mihe- tsika sy miasa izy, nefa dia tsy dia manararaotra izay hazony fa ny olona foana no mihinananizany, kizitina aminy heviny izy, fa rehefa izay dia izay, be fandeferana na dia mahery fiteny aza izy rehefa miteny. Olona mahalala adidy amakavana, idealiste koa anefa izy, indrindra eo aminy tanindrazany. Mahatsiaro hirery foana izy eo
amin'izay hataony rehefa misy olana eo amin'ny fiainany satria tsapany fa tsy mahatsiaro
azy ny olona .
|