JONA 2005 |
||||||
OHABOLANA : Basy atifi-baratra, ka ny |
||||||
kely indray no mitifitra ny lehibe. |
||||||
TS : Adimizana 8 Mey - Alakarabo 7 Jona |
||||||
Alarobia | 1 |
vv |
25 |
alahasaty |
afo Dimy | |
Alakamisy | 2 |
vd |
26 |
= |
afo Bary | |
Zoma | 3 |
vv |
27 |
asombola |
tany Babo | |
Asabotsy | 4 |
vd |
28 |
= |
tany Vola | |
Alahady | 5 |
vv |
29 |
miverina | rano Manantsoa | |
Alatsinainy | 23:56 | 6 |
vt |
30 |
miverina |
rano Mbala |
Talata | * | 7 |
vv |
1 |
ALAKARABO | rivotra Ngita |
Alarobia | 8 |
vd |
2 |
= |
rivotra Mihanta | |
Alakamisy | 9 |
vv |
3 |
alakaosy |
afo tsifa | |
Zoma | 10 |
vd |
4 |
= |
afo Monjy | |
Asabotsy | 11 |
vv |
5 |
adijady |
tany Kalo | |
Alahady | 12 |
vt |
6 |
= |
tany Mpanana | |
Alatsinainy | 13 |
vd |
7 | = 07: 48 |
tany Nosy | |
Talata | 14 |
vv |
8 |
adalo |
rano Mbolatiana | |
Alarobia | )) | 15 |
vd |
9 |
= 18:21 |
rano Ratraha |
Alakamisy | 16 |
vv |
10 |
alohotsy |
rivotra Mahony | |
Zoma | 17 |
vd |
11 |
= |
rivotra Tandina | |
Asabotsy | 18 |
vv |
12 |
alahamady |
afo Voahangy | |
Alahady | 19 |
vt |
13 |
= |
afo Malala | |
Alatsinainy | 20 |
vd |
14 |
= |
afo Tefy | |
Talata | 21 |
vv |
15 |
adaoro |
tany Fela | |
Alarobia | O | 22 |
vd |
16 |
= 07:15 |
tany Hago |
Alakamisy | 23 |
vv |
17 |
adizaoza |
rano Valo | |
Zoma | 24 |
vd |
18 |
= |
rano Tody | |
Asabotsy | 25 |
vv |
19 |
asorotany |
rivotra Hety | |
Alahady | 26 |
vt |
20 |
= |
rivotra Sily | |
Alatsinainy | 27 |
vd | 21 |
= | rivotra Ngory | |
Talata | (( | 28 |
vv |
22 |
alhst 06:20 |
afo Saotra |
Alarobia | 29 |
vd |
23 |
= |
afo Tombo | |
Alakamisy | 30 |
vv |
24 |
asombola |
tany Zafy | |
VOLANA |
MASOANDRO |
|||||
Tsinana : 6............. 23 : 57 |
Miposaka |
Miletika |
||||
Fenomanana:22....01 : 00 |
1...... 5 : 53 | 1 .. 17 : 44 |
||||
30......6 : 53 | 31 .17 : 56 |
|||||
Oran ' i Madagasikara | ||||||
ALAKARABO 8 - Ny teraka ALAKARABO dia : Ny havandra ny Tanantanana no mitovy aminy .Ny volon - javatra manambina azy : Maintso sy volon - davenona Andro mitombo sy mihabetsaka , fambolena famoràna , mahamaro anaka , mahavokatra. Mirongaronga aminny izay ataony Biby mainty vaky voho no manambina azy : Mitondra zanaka andro ROA ny Alakarabo dia ny : VAVA Alakarabo sy ny VODY Alakarabo Ny VV Alakarabo dia tsara hitsaboana mpanjaka tsara hisarana (hivoahana hanao fanafody na hanafana marary) tsy manami-trano.Tsy mandia lafibao.tsy ma-mpadihy tandrimo.Tsy manao vokovoko.tsy manao tanisa.tsy mandroaka omby maro;andro vokatra.Maro anaka ny vehivavy, Mahay vava sy mpanao teny tsy voahevitra ; be fialonana sy tia tena ary masiaka. Ny VD Alakarabo :Tsy mitana hety.tsy mangarom-pasana.tsy mitondra omby akondro fadrotra(tsy fandehanana mandratona hila ravinahitra) Androny mpanao ody. Andro fandrava harena.
Ny zaza teraka eo dia iredaredanny firtiavan sy faniriana ara-nofo. Be
fialonana ka mitarika fitaba tabana eo aminny manodidina azy izany,mafana fo
aminny finoany izy. Toerana fametrahana masom-boly (ambioka) ary fanorena-mpitiavana
fanambadiana .ANKAPOBENY : kely endaka, nefa mafy sady mahery setra, mitarozaka raha
miteny, mahay asa tànana, tia fianakavina, malaleo tena aminny fita-diavana,
ambinina aminny fitadiavana , tsy maha-zoazo asa saina , matanjaka , mahari -pery . Tsy taitra
ary tsy mba sarotiny . Tsy tia teny maro atao azy . Tsy
tia miankina aminny olona amantsaina na arapitadia-vana hany ka sahala
aminny miolonolona . Mafana fo sy
tia sangy na dia mpiasabe tsy rotidro-titra aza .Fiompiana sy fambolena no
tsara ho azy ; Ny
varavaram-pasana no atodika ana @ny alakarabo Raha trano itoerana no
asompirana(orientation de la façade principale) dia matetika lany ripaka ny tompony sy
milaza ho tompony,indrindra fa ny lehilahy..mpitokatokana sy mpiolonolona noho ny
fitiavany asa hany ka tsy miraika loatra amim-pivavahana. Andro Asabotsy sy Alahady no
androny nefa ny Alarobia no mahahery azy nefa tsy,tsara azy .
Ny
TOE-JAVATRA asehonny Alakarabo
Alatsinainy dia andro tsy mahombihomby
loatra . Olona tonga hitsabo marary ny tonga
Talata. Alarobia dia mpimaty vady fa mafana tratra. Ny zaza teraka Alakamisy dia ho maro
anaka. Ny Zoma sy Asabotsy dia ho maro anaka . Ny Adaoro
no mifanohitra aminny Alakarabo. Ny
anaranny hazo ny dia voangi-be |