JONA 2006 |
||||||
OHABOLANA : Lilany be nandrahoan-kena, |
||||||
tsy ilaozan'izay motimoti,y ho diso. | ||||||
TS : Alakarabo 27 Mey - Alakaosy 25 Jona |
||||||
Alakamisy | 1 |
vt |
6 |
adijady | tany Dimy | |
Zoma | 2 |
vd |
7 |
= | tany Bary | |
Asabotsy | )) | 3 |
vv |
8 |
adal 02:07 |
rano Babo |
Alahady | 4 |
vd |
9 |
= |
rano Vola | |
Alatsinainy | 5 |
vv |
10 |
alohotsy |
rivotra Manantsoa | |
Talata | 6 |
vd |
11 |
= |
rivotra Mbola | |
Alarobia | 7 |
vv |
12 |
alhdy 0:43 |
afo Ngita | |
Alakamisy | 8 |
vt |
13 |
= | afo Mihanta | |
Zoma | 9 |
vd |
14 |
= | afo Tsifa | |
Asabotsy | 10 |
vv |
15 |
adaoro |
tany Monjy | |
Alahady | O | 11 |
vd |
16 |
= 21:04 |
tany Kalo |
Alatsinainy | 12 |
vv |
17 |
adizaoza |
rano Mpanana | |
Talata | 13 |
vd |
18 |
= |
rano Nosy | |
Alarobia | 14 |
vv |
19 |
asorotany |
rivotra Mbalatiana | |
Alakamisy | 15 |
vt |
20 |
= |
rivotra Ratraha | |
Zoma | 16 |
vd |
21 |
= |
rivotra Manohy | |
Asabotsy | 17 |
vv |
22 |
alahasaty |
afo Tandina | |
Alahady | (( | 18 |
vd |
23 |
= 17:09 |
afo Voahangy |
Alatsinainy | 19 |
vv |
24 |
asombola |
tany Malala | |
Talata | 20 |
vd |
25 |
= |
tany Tefy | |
Alarobia | 21 |
vv |
26 |
adimizana |
rano Fela | |
Alakamisy | 22 |
vt |
27 |
= | rano Hago | |
Zoma | 23 |
vd |
28 |
= | rano Valo | |
Asabotsy | 24 |
vv |
29 |
mv |
rivotra Tody | |
Alahady | 19:06 | 25 |
vd |
20 |
mv |
rivotra Hety |
Alatsinainy | * | 26 |
vv |
1 |
ALAKAOSY | afo Sily |
Talata | 27 |
vd |
2 | = |
afo Ngory | |
Alarobia | 28 |
vv |
3 |
adijady |
tany Saotra | |
Alakamisy | 29 |
vt |
4 |
= | tany Tombo | |
Zoma | 30 |
vd |
5 |
= | tany Zafy | |
VOLANA |
MASOANDRO |
|||||
Fenomanana:11 ..21 : 04 | Miposaka |
Milèntika |
||||
Tsinana : 25 ..........19 : 06 | 1..........5 : 53 | 1 ........ 17 : 56 |
||||
30........6 : 53 | 30 ....... 17 : 56 |
|||||
oran'i Madagasikara | ||||||
ALAKAOSY 9 - Ny teraka
ALAKAOSY dia : Ny varatra sy ny
Rongony no Alakaosy eo amin'ny andro malagasy. Toerana
fametrahan'ny RAZANA tehina ka io no mampitovy azy amin'ny Alahamady satria samy tapa-kazo
no mipetraka eo; tonon'andro Andriana fa ratsy amin'ny sarambabem-bahoaka. ANKAPOBENY: . Ambinina amin'ny asa fifehezan'olona, Varotra,
vadintany noho ny alakaosy andro-kova izay mety ho sahy hisavika ny fiandrianana dia
nahohoka ny teraka alakaosy soa manongana ny Andiamanjaka. Mpivoan'ny aretin-kozatra sy
aretim-po, koa tokony hitandrina aminy izany. Tsy tsara ny mitana ody fa mahery andro, tsy
laitry ny vavan'ny tsy tia sy ny tolaka Ny Alakaosy
dia mitondra znak'andro roa (VV) Vavany ; (VD) Vodiny : VV : Milaza toetra sahisahy sy miseho ho be fitiavana, nefa fitiavambazo ihany; Ambinina ny lehilahy teraka eto, raha misy vehivavy hendry sy antonina azy mifanampy aminy dia misondrotra ambony tokoa izy . Raha setra maratra ity andro ity dia hisehoan'ny fiainana an-kisendrasendra, tsy mailina loatra sy baranahiny izy, mirenireny foana, tsy mahatombotsiraka fa eboebo foana. VD : Olona tia anakana sy tia ankizy madinika; Olona marina amin'ny raharaha ataony, ary mety hanakarena; tia ny mandeha alavitra na mitsangatsangana ; tia asa-ampiatrana olona mpakatoa lehibe tia aingo sy mahay miaina. Sangy raha maratra ity tonon'andro ity, dia hisehoany fahasairanana foana, ny tsy fahamalinana, ny laingalanga, sy fiatsaram-belatsihy, ny saina miroana amin'ny lalao sy ny fanaranampo. Toroy amin'ny maray tsy ariva ny fahamarinana sy ny olomarina, ny teraka eto.
|