JONA 2007 |
||||||
OHABOLANA : Mandihy lava volon-kelika : mahay, |
||||||
manan-tsiny, tsy mahay manan-tsiny . | ||||||
TS : Alakarabo 27 Mey - Alakaosy 25 Jona |
||||||
Zoma | 1 |
vt |
16 |
adar 04:05 | tany Dimy | |
Asabotsy | 2 |
vd |
17 |
adizaoza |
rano Bary | |
Alahady | 3 |
vv |
18 |
= |
rano Babo | |
Alatsinainy | 4 |
vd |
19 |
asorotany |
rivotra Vola | |
Talata | 5 |
vv |
20 |
= |
rivotra Manantsoa | |
Alarobia | 6 |
vd |
21 |
= |
rivotra Mbola | |
Alakamisy | 7 |
vv |
22 |
alahasaty |
afo Ngita | |
Zoma | (( | 8 |
vt |
23 |
= 14: 44 |
afo Mihanta |
Asabotsy | 9 |
vd |
24 |
asombola |
tany Tsifa | |
Alahady | 10 |
vv |
25 |
= |
tany Monjy | |
Alatsinainy | 11 |
vd |
26 |
adimizana |
rano Kalo | |
Talata | 12 |
vv |
27 |
= | rano Mpanana | |
Alarobia | 13 |
vd |
28 |
= | rano Nosy | |
Alakamisy | 14 |
vv |
29 |
mv |
rivotra Mbalatiana | |
Zoma | 06:14 | 15 |
vt |
1 |
ALAKAOSY | afo Ratraha |
Asabotsy | 16 |
vd |
2 |
= |
afo Manohy | |
Alahady | 17 |
vv |
3 |
adijady |
tany Tandina | |
Alatsinainy | 18 |
vd |
4 |
= | tany Voahangy | |
Talata | 19 |
vv |
5 |
= | tany Malala | |
Alarobia | 20 |
vd |
6 |
adalo |
rano Tefy | |
Alakamisy | 21 |
vv |
7 |
= |
rano Fela | |
Zoma | )) | 22 |
vt |
8 |
alhts 16:16 |
rivotra Hago |
Asabotsy | 23 |
vd |
9 |
= |
rivotra Valo | |
Alahady | 24 |
vv |
10 |
alahamady |
afo Tody | |
Alatsinainy | 25 |
vd |
11 |
= | afo Hety | |
Talata | 26 |
vv |
12 |
= | afo Sily | |
Alarobia | 27 |
vd |
13 |
adaoro |
tany Ngory | |
Alakamisy | 28 |
vv |
14 |
= |
tany Saotra | |
Zoma | 29 |
vt |
15 |
adizaoza |
rano Tombo | |
Asabotsy | O | 30 |
vd |
16 |
= 16: 50 |
rano Zafy |
VOLANA |
MASOANDRO |
|||||
Fenomanana: 2 ..04 : 05 | Miposaka |
Milèntika |
||||
Tsinana 15 ......... 06 : 14 | 1..........5 : 53 | 1 ........ 17 : 56 |
||||
Fenomanana | 30... 16: | 50 | 30........6 : 53 | 30 ....... 17 : 56 |
||
oran'i Madagasikara | ||||||
ALAKAOSY 9 - Ny teraka
ALAKAOSY dia : Ny varatra sy ny
Rongony no Alakaosy eo amin'ny andro malagasy. Toerana
fametrahan'ny RAZANA tehina ka io no mampitovy azy amin'ny Alahamady satria samy tapa-kazo
no mipetraka eo; tonon'andro Andriana fa ratsy amin'ny sarambabem-bahoaka. ANKAPOBENY: . Ambinina amin'ny asa fifehezan'olona, Varotra,
vadintany noho ny alakaosy andro-kova izay mety ho sahy hisavika ny fiandrianana dia
nahohoka ny teraka alakaosy soa manongana ny Andiamanjaka. Mpivoan'ny aretin-kozatra sy
aretim-po, koa tokony hitandrina aminy izany. Tsy tsara ny mitana ody fa mahery andro, tsy
laitry ny vavan'ny tsy tia sy ny tolaka Ny Alakaosy
dia mitondra znak'andro roa (VV) Vavany ; (VD) Vodiny : VV : Milaza toetra sahisahy sy miseho ho be fitiavana, nefa fitiavambazo ihany; Ambinina ny lehilahy teraka eto, raha misy vehivavy hendry sy antonina azy mifanampy aminy dia misondrotra ambony tokoa izy . Raha setra maratra ity andro ity dia hisehoan'ny fiainana an-kisendrasendra, tsy mailina loatra sy baranahiny izy, mirenireny foana, tsy mahatombotsiraka fa eboebo foana. VD : Olona tia anakana sy tia ankizy madinika; Olona marina amin'ny raharaha ataony, ary mety hanakarena; tia ny mandeha alavitra na mitsangatsangana ; tia asa-ampiatrana olona mpakatoa lehibe tia aingo sy mahay miaina. Sangy raha maratra ity tonon'andro ity, dia hisehoany fahasairanana foana, ny tsy fahamalinana, ny laingalanga, sy fiatsaram-belatsihy, ny saina miroana amin'ny lalao sy ny fanaranampo. Toroy amin'ny maray tsy ariva ny fahamarinana sy ny olomarina, ny teraka eto.
|