MARTSA 2005

       OHABOLANA : Amberovatry an-tany mena :

                                   raha tsy tianao, tian'ny landy

TS : Asorotany 8 Febroary -  Alahasaty  10 Martsa

Atalata

1

vv

22

alahamady

afo                               Jesy
Alarobia

2

vt

23

=

afo                                  Mily
Alakamisy         ((

3

vd

24

      = 20:38

afo                            Randria
Azoma

4

vv

25

adaoro

tany                              Beby
Asabotsy      

5

vd

226

=

rtany                            Vonjy
Alahady    

6

vv

27

adizaoza

rano                             Soja
Alatsinainy

7

vd

28

    = 20:38

rano                           Tahiry
Atalata

8

vv

29

miverina

rivotra                        Moma 
Alarobia

9

vt

30

miverina

rivotra                         Razao
Alakamisy 12:00

10

vv

1

ALAHASATY

afo                                   Sija
Azoma

11

vd

2

=

afo                                  Rahe
Asabotsy

12

vv

3

   asombola tany                                Lova
Alahady     

13

vd

4

=

tany                                  Ony
Alatsinainy

14

vv

5

   adimizana rano                 Fanomezana 
Atalata

15

vt

6

           = rano                              Raivo
Alarobia

16

vd

7

=

rano                            Sampy
Alakamisy       ))

17

vv

8

alakr 22:20

rivotra                           Ando
Azoma

18

vd

9

=

rivotra                            Zefa
Asabotsy

19

vv

10

alakaosy

afo                                  Hery
Alahady

20

vd

11

=

afo                               Tsima
Alatsinainy

21

vv

12

adijady

tany                              Mano
Atalata     

22

vt

13

=

tany                            Hoatra
Alarobia

23

vd

14

=

tany                               Joely
Alakamisy

24

vv

15

       adalo rano                             Kanto
Azoma      O

25

vd

16

       = 00:00

rano                              Miaro
Asabotsy

26

vv

17

alohotsy

rivotra                           Sena
Alahady

27

     vd

18

=

rivotra             .               Misa
Alatsinainy     

28

vv

19

alahamady

afo                                Sandy
Atalata

29

vt

20

=

afo                               Marina
Alarobia

30

vd

21

=

afo                                vohitra
Alakamisy 31

vv

  22       adaoro tany                              Tsara

VOLANA

MASOANDRO

Tsinana : 10...........12 : 00

Miposaka

Milèntika

Fenomanana:25 ....00:00

1....... 5   :  48

1 …….............. 18  :  16

31......5   :  56

31….............….17  :  52

                                                          Oran' i  Madagasikara
                                              

                            ALAHASATY

 5- Ny teraka ALAHASATY dia : Ny fanalana sy Emboka dia Alahasaty . Andron’ny mpiasa mazoto sy mpanaraina . andron’ny fanafody ka voalaza fa mety hampahery azy andr mainty vintana afo . andron’ny hevi - petsy sy fahavaran - javatra nafahavakisana  .  Loko  sahaza azy : Volomparasy .

        ANKAPOBENY : Olona mahalala adidy , tsy  mitana  hatezerana vitan - dambo . Andro ahitana fahasahiranana amin - kavana sy ny  sakaiza etsetra . tsy tsara hitoky  ody fa vitam -pamosavy . Olona mety ho resy ny nofo mpinompino zavatra foana . Manan - tsaina matsilo anefa . Ny Alahasaty dia vintana mitovy hery amin’ny Alakaosy sy ny Alahamady . Tsy mba tsara anaovan - javatra nefa ny vodiny dia tsara ihany hanombohana na hanantsaean-javatra sy  hanaovana fanambadiana satria vintana maintimolaly fazio anefa ny alakamisy . Ny teraka Alahasaty dia tsy tsara ho tolorana zava-maranitra . Ny Adalo no mifanohitra aminy . Ny Adijady sy ny Alohotsy no iarenany sy iandrianany . Andro Alarobia no androny .

Ny Alahasaty dia misy zanak'andro roa : (VV) Vavany ; (VD) Vodiny

VV  : manana toe tena matanjaka, mahay miteny sy miresaka manintona ny fo , ary mpitanbahoaka, mafana fo , tia fiavanana, mzrisika sy sahy, nrfa mora tezitra.

VD : Milaza toetra tia fahafinaretana sy fiainana, tia manao soa. Ny vehivavy eto dia vitsy anaka; Raha maratra izy dia miseho ny fampnaranampo mitarika hevitra diso lalana

         NY TOE-JAVATRA asehon’ny Alahasaty :

Raha teraka Alahasaty dia be tetika sy hevi - petsy , toy izany koa ny olona miseho na miresaka ami’ny tena eo .

  Ny Talata dia andro mampijaly vao afaka , mangirifiry mbola velona , takaitra enti - maty .

  Ny Alarobia dia andro mahery , sarotra atolaka . Tsy ambinina tera - dahy , manambady tsy vanona . Malala - tanana tsy mahazo sitraka , harena lany maina .

  Ny Alakamisy dia mampiady , mampisaritaka sy mampifanendry mosavy . Miankim - paty na hiankinam - paty . Mifanohitra amin’ny ray aman - dreny .

  Ny Zoma kosa dia andro mampitambesatra ny alahelo sy ny tsiny avy amin’ny ray aman - dreny aman - joky .

  Ny Asabotsy andro maintimolaly sy mateza  zavatra .

Ny olona teraka alahasaty dia olona tia olona mora mifandray aman’olona, hazo hieteherankavana na namana, ary rehefa manao dia manao na tsy manao fa tsimba mahay miantsara hivelantsia, mora  manadino ny ratsy natao azy izy, tia manampy olona, nefa tsy tsaroany olona akory, mazoto mihetsika sy miasa izy, nefa dia tsy dia manararaotra izay hazony fa ny olona foana no mihinanan’izany, kizitina aminy heviny izy, fa rehefa izay dia izay, be fandeferana nadia mahry fiteny, aza izy rehefa miteny. Olona mahalala adidy amakavana, idealaiste koa anefa izy, indridra eo aminy tanindrazany. 

RETOUR

RETOUR