MARTSA 2006      

OHABOLANA : Akondro jijaina hariva: raha tsy malazon'ny 

                                                                    andro aza, mantsasaky ny alina .

TS : Alahasaty 28 Febroary -  Asombola 30 Martsa

Alarobia

1

vd

2

alahasaty

afo                                 Jesy
Alakamisy

2

vv

3

asombola

tany                                 Mily
Azoma

3

vd

4

=+

tany                         Randria
Asabotsy          ((

4

vv

5

adimizana

rano                           Beby
Alahady

5

vt

6

=+

rano                             Vonjy
Alatsinainy

6

vd

7

rano                               Soja
Atalata       

7

vv

8

alakarabo

rivotra                         Tahiry
Alarobia

8

vd

9

rivotra                         Moma 
Alakamisy

9

vv

10

alakaosy

afo                           Razao
Azoma

10

vd

11

=

afo                                    Sija
Asabotsy

11

vv

12

adijady

tany                            Rahe
Alahady 13 ora 46

12

vt

13

=

tany                                Lova
Alatsinainy           *

13

vd

14

=

tany                                 Ony
Atalata

14

vv

15

adalo 02:37

rano                Fanomezana 
Alarobia     

15

vd

16

=

rano                              Raivo
Alakamisy

16

vv

17

alohotsy

rivotra                      Sampy
Azoma

17

vd

18

=

rivotra                          Ando
Asabotsy

18

vv

19

alahamady

afo                               Zefa
Alahady       ))   

19

vt

20

=

afo                                  Hery
Alatsinainy

20

vd

21

=

afo                               Tsima
Atalata

21

vv

22

adaoro

tany                               Mano
Alarobia

22

vd

  23

=

tany                             Hoatra
Alakamisy

23

vv

  24

adizaoza

rano                             Joely
Azoma

24

vd

25

=

rano                             Kanto
Asabotsy

25

vv

26

asorotany

rivotra                         Miaro
Alahady        0

26

vt

27

=

rivotra                          Sena
Alatsinainy

27

vd

  28

=

rivotra           .               Misa
Atalata

28

vv

29

miverina

afo                                Sandy
Alarobia     

29

vd

30

miverina

afo                               Marina
Alakamisy

30

vv

1

ASOMBOLA

tany                             vohitra
Azoma 31      vd   2

=

tany                              Tsara

VOLANA

MASOANDRO

Fenomanana:14....02 : 37

Miposaka

Milèntika

Tsinana      : 29... 13  : 16

1..........5 : 48

1 ……..... 18 :  16

31........5 : 56

31…...…   17 : 52

                                                     Oran'i Madagasikara
 

                                                  ASOMBOLA

6 - Ny teraka ASOMBOLA dia : Ny volana sy ny Mangamanga dia Asombola . Andro tanora , andro fivoahan’ny efa mipi - bolo handrato . Ny loko manambina azy : Vandamainty .

          ANKAPOBENY : Mpila harena sy mpandrato no vintany, tiatia tena izay. Tsy manana fitiava namana loatra fa faly manangona ho azy samy irery, hany ka mahihitra sy mafy  tanana , hadinony ary ny hahasoa ny tenany  noho ny fitiavany vola loatra, ary dia ny tenany aza dia ataony sorona mba hahazoam-bola , koa raha tsy mitandrina dia mety hiholaitra amin’ny fitondran-tena maloto .

        Mihaingitra ka tsy  tia afa-tsy asa mihaja ; ny varotra no filan-karena eo amin’ny fahatanorany . Andro tsy leon-jaza ka misavika azy.Tratra antitra izay zaza tsy voatolany,Ambinim-bola ka mety handova tsy ampoizina, mpahitahita vola na ambinina amin’ny loka sy kinanga.Tia ny marevaka,arenin-toetra fa tsy mihevitra afa-tsy vola,koa tsy marintokantrano.Tsy latsaka ny in-droa miova vady ny teraka Asombola

        Ny Alohotsy no vintana mifanohitra aminy . Ny andro Talata no mampahery ny Asombola , nefa ny Zoma no tsara aminy .

          Ny TOETRA SY NY TOE -JAVATRA asehon’ny Asombola :

  Sarotra mahazo vady ny teraka Alatsinain’ny Asombola fa ratsy endrika amam - bika

  Andro mahery ny Talata ka mahafaty ray aman - dreny na iraitampo .

  Ny teraka Alarobia dia tsy mpilaza ny marina fa mpampiady olona ( tsy mahitsy fo , tia laingalainga ) .

  Ny Alakamisy dia tia tena ka manao fandrairay , faingatanana .

  Olona onenan’ny saina sy fanahy feno fahendrena ny Zoma .

  Mankafy haingo sy tia marevaka ny Asabotsy .

  Ny andro Alahady no sahaza ny Asabola           .

      Ny andro Talata no tsy tsara : volon-tsy feno fa tapany ihany . 

      Tsy  tsara hanalana volon - jaza sy hanaovana fandidiam - poitra ny Asombola .

      Fisantarana ny raharaha lehibe tian-kateza ny  vodi-asombola

           

 

 

RETOUR