MARTSA 2007 |
||||||
OHABOLANA : Toy ny tsy mahatafy tena ny tena mba |
||||||
ta hitafy ihany fa ny sain-kanao no tsy misy . |
||||||
TS : Alahasaty 18 Febroary - Asombola 19 Martsa |
||||||
Alakamisy | 1 |
vv |
12 |
adijady |
tany Jesy | |
Azoma | 2 |
vt |
13 |
= |
tany Mily | |
Asabotsy | n | 3 |
vd |
14 |
= 02:16 |
tany Randria |
Alahady | 4 |
vv |
15 |
adalo |
rano Beby | |
Alatsinainy | 5 |
vd |
16 |
= |
rano Vonjy | |
Atalata | 6 |
vv |
17 |
alohotsy |
rivotra Soja | |
Alarobia | 7 |
vd |
18 |
= |
rivotra Tahiry | |
Alakamisy | 8 |
vv |
19 |
alahamady |
afo Moma | |
Azoma | 9 |
vt |
20 |
= |
afo Razao | |
Asabotsy | 10 |
vd |
21 |
= |
afo Sija | |
Alahady | 11 |
vv |
22 |
adaoro |
tany Rahe | |
Alatsinainy | (( | 12 |
vd |
23 | = 06:55 |
tany Lova |
Atalata | 13 |
vv |
24 | adizaoza |
rano Ony | |
Alarobia | 14 |
vd |
25 |
= |
rano Fanomezana | |
Alakamisy | 15 |
vv |
26 |
asorotany |
rivotra Raivo | |
Azoma | 16 |
vt |
27 |
= |
rivotra Sampy | |
Asabotsy | 17 |
vd |
28 | = |
rivotra Ando | |
Alahady | 18 |
vv |
29 | miverina |
afo Zefa | |
Alatsinainy | 05 : 44 | 19 |
vv |
1 |
ASOMBOLA | tany Hery |
Atalata | 20 |
vd |
2 |
= |
tany Tsima | |
Alarobia | 21 |
vv |
3 |
adimizana |
rano Mano | |
Alakamisy | 22 |
vt |
4 |
= |
rano Hoatra | |
Azoma | 23 |
vd |
5 |
= |
rano Joely | |
Asabotsy | 24 |
vv |
6 |
alakarabo |
rivotra Kanto | |
Alahady | )) | 25 |
vd |
7 |
= 21:17 |
rivotra Miaro |
Alatsinainy | 26 |
vv |
8 |
alakaosy |
afo Sena | |
Atalata | 27 |
vd |
9 |
= |
afo . Misa | |
Alarobia | 28 |
vv |
10 |
adijady |
tany Sandy | |
Alakamisy | 29 |
vt |
11 |
= |
tany Marina | |
Azoma | 30 |
vd |
12 |
= |
tany vohitra | |
Asabotsy | 31 | vv | 13 | adalo | rano Tsara | |
VOLANA |
MASOANDRO |
|||||
Fenomanana:03....02 : 16 |
Miposaka |
Milèntika |
||||
Tsinana : 19... 05 : 44 | 1..........5 : 48 | 1 ..... 18 : 16 |
||||
31........5 : 56 | 31 ... 17 : 52 |
|||||
Oran'i Madagasikara | ||||||
ASOMBOLA 6 - Ny teraka ASOMBOLA
dia : Ny volana sy ny Mangamanga dia Asombola . Andro tanora , andro fivoahanny
efa mipi - bolo handrato . Ny loko manambina azy : Vandamainty . ANKAPOBENY : Mpila harena sy mpandrato no
vintany, tiatia tena izay. Tsy manana fitiava namana loatra fa faly manangona ho azy samy
irery, hany ka mahihitra sy mafy tanana ,
hadinony ary ny hahasoa ny tenany noho ny
fitiavany vola loatra, ary dia ny tenany aza dia ataony sorona mba hahazoam-bola , koa
raha tsy mitandrina dia mety hiholaitra aminny fitondran-tena maloto . Mihaingitra
ka tsy tia afa-tsy asa mihaja ; ny
varotra no filan-karena eo aminny fahatanorany . Andro tsy leon-jaza ka misavika
azy.Tratra antitra izay zaza tsy voatolany,Ambinim-bola ka mety handova tsy ampoizina,
mpahitahita vola na ambinina aminny loka sy kinanga.Tia ny marevaka,arenin-toetra fa
tsy mihevitra afa-tsy vola,koa tsy marintokantrano.Tsy latsaka ny in-droa miova vady ny
teraka Asombola Ny Alohotsy
no vintana mifanohitra aminy . Ny andro Talata no mampahery ny Asombola , nefa ny Zoma no
tsara aminy . Ny TOETRA
SY NY TOE -JAVATRA asehonny Asombola : Sarotra mahazo vady ny teraka
Alatsinainny Asombola fa ratsy endrika amam - bika Andro mahery ny Talata ka mahafaty ray aman -
dreny na iraitampo . Ny teraka Alarobia dia tsy mpilaza ny marina fa
mpampiady olona ( tsy mahitsy fo , tia laingalainga ) . Ny Alakamisy dia tia tena ka manao fandrairay ,
faingatanana . Olona onenanny saina sy fanahy feno
fahendrena ny Zoma . Mankafy haingo sy tia marevaka ny Asabotsy . Ny andro Alahady no sahaza ny Asabola . Ny andro Talata no tsy
tsara : volon-tsy feno fa tapany ihany . Tsy tsara hanalana volon - jaza sy hanaovana fandidiam
- poitra ny Asombola . Fisantarana ny raharaha
lehibe tian-kateza ny vodi-asombola
|