NOVAMBRA 2005

OHABOLANA : Trafon-kena ome-mahery :ambava

                                            homana am-po mieritreritra.

TS : Alohotsy 4 Oktobra - Alahamady 2 Novambra

talata    

1

vv

29

miverina

rivotra            Saly
alarobia 04:26

2

vv

1

ALAHAMADY

afo                 Fetra
alakamisy

3

vt

2

=

afo                 Ravo
zoma

4

vd

3

=

afo              Hasina
asabotsy      *

5

vv

4

adaoro

tany                Kajy
alahady

6

vd

5

     =   

tany                   Zo
alatsinainy

7

vv

6

adizaoza 

rano               Mela
atalata     

8

vd

7

=

rano                 Lita
alarobia       ))

9

vv

8

asrtn 04:58 

rivotra         Jaona
alakamisy

10

vt

9

=

rivotra            Baly
azoma     

11

vd

10

=

rivotra     Mparany
asabotsy

12

vv

11

alahasaty

afo                 Toby
alahady

13

vd

12

=

afo         Noarina   
alatsinainy

14

vv

13

asombola

tany               Rado
talata

15

vd

14

  =

tany                 Zina
alarobia     O

16

vv

15

admza 03:59

rano           Hanitra
alakamisy

17

vt

16

=

rano              Zaka
zoma

18

vd

17

=

rano               Tosy
asabotsy

19

vv

18

alakarabo

rivotra          Raro
alahady     

20

vd

19

=

rivotra  Sahondra
alatsinainy

21

vv

20

alakaosy

afo                Maro
atalata   

22

vd

21

        =         

afo                 Dody
alarobia        ((

23

vv

22

    adijd 01:12

tany              Mitia
alakamisy

24

vt

23

=

tany                  Bita
azoma

25

vd

24

=

tany                Zaka
asabotsy

26

vv

25

adalo

rano               Noro
alahady      

27

vd

26

=

rano             Maka
alatsinainy     

28

vv

27

alohotsy

rivotra            Solo
talata

29

vd

28

        =  

rivotra            Velo
alarobia

30

      vv

29

     miverina afo           Firavaka

VOLANA

MASOANDRO

tsinana  : 2 ............04 : 26

miposaka

milčntika

fenomanana 16 ..... 03: 59 1 …..... 5  :  38

1…... 18  :  29

30... .......5 : 23

30…...18  :  56

                                                 oran'i Madagasikara
 

                                          ALAHAMADY

1 - Ny olona teraka ALAHAMADY : dia : ny RA, ny LANITRA ny AMOTANA, ny ZOROFIRARAZANA(zoro avaratra-antsinanana) ny LAMBINANA dia samy Alahamady,
 ando haingana sy malady
NY LOKO : MENA RANOMBALAHY no volon-javatra sahaza azy, izay lokom-piandrianana. Amin’ny Ankapobeny dia andron’andriana.
  Mato tsaina ka mahay mitondra olona ny teraka alahamady andriana  toetra nefa saika tia rą, nanany amin’ny fampisehoana ny teny mafonja ny heviny. Tia fandrosoana ary liam-pahaizana.Olona sarotra atolaka fa mahay misoroka , sy mandrava ny tetika ny mifofo sy ny mankahala azy.
   Tsy mety hanana loatra nefa fa varina eo amin’ny raharaham-pirenena  manavanana azy ary fatra-panaja tena ka tsy dia mahavory herena hiadnanany. Tia dera sy voninahitra.
    Mora entim-po ka malady tonga fofona, rehefa tezitra dia mitady hiady (lian-drą) Tsy andairan’ody fa manana andro mahery.
   Saika haitana holatra na endrika na ny ratsam-batana miseho amin’ny olona teraka alahamady.
   Ny adimizana no mifandratra aminy, ny asombola sy ny alakarabo no mahay miaraka aminy.
Andro zoma no manambina ny alahamady. Ny talata kosa mifanohitra aminy
    Eo amin’ny alahamady ( zoro avaratra antsinanana) no heverina ho toerana masina sy hajaina, fitalahoana amin-janahary (alitara na hotelin’ny Razana )fitorany zava madio sy lalaina .
Saro-pery ny zaza tsongoina alahamady noho ny andro alahamady tia rą
                         

 

RETOUR