NOVAMBRA 2006 |
||||||
OHABOLANA : Aza manao fanafodin-Rabetsiafara : |
||||||
mahay ho an'ny olona, fa tsy mahay ho an-tena. |
||||||
TS : Alahamady 22 Oktobra - Adaoro 20 Novambra |
||||||
alarobia | 1 |
vv |
11 |
alahasaty |
afo Saly | |
alakamisy | 2 |
vd |
12 |
= |
afo Fetra | |
azoma | 3 |
vv |
13 |
asombola |
tany Ravo | |
asabotsy | 4 |
vd |
14 |
= |
tany Hasina | |
alahady | O | 5 |
vv |
15 |
admza 15:59 |
rano Kajy |
alatsinainy | 6 |
vt |
16 |
= |
rano Zo | |
talata | 7 |
vd |
17 |
= |
rano Mela | |
alarobia | 8 |
vv |
18 |
alakarabo |
rivotra Lita | |
alakamisy | 9 |
vd |
19 |
= |
rivotra Jaona | |
zoma | 10 |
vv |
20 |
alakaosy |
afo Baly | |
asabotsy | 11 |
vd |
21 |
= |
afo Mparany | |
alahady | (( | 12 |
vv |
22 |
adijd 20:46 |
tany Toby |
alatsinainy | 13 |
vt |
23 |
= |
tany Noarina | |
atalata | 14 |
vd |
24 |
= | tany Rado | |
alarobia | 15 |
vv |
25 |
adalo |
rano Zina | |
alakamisy | 16 |
vd |
26 |
= |
rano Hanitra | |
azoma | 17 |
vv |
27 |
alohotsy | rivotra Zaka | |
asabotsy | 18 |
vd |
28 |
= | rivotra Tosy | |
alahady | 19 |
vv |
29 |
miverina | afo Raro | |
alatsinainy | 01:19 | 20 |
vv |
1 |
ADAORO |
tany Sahondra |
talata | 21 |
vd |
2 |
= |
tany Maro | |
alarobia | 22 |
vv |
3 |
adizaoza |
rano Dody | |
alakamisy | 23 |
vd |
4 |
= |
rano Mitia | |
zoma | 24 |
vv |
5 |
asorotany |
rivotra Bita | |
asabotsy | 25 |
vt |
6 |
= |
rivotra Zaka | |
alahady | 26 |
vd |
7 |
= | rivotra Noro | |
alatsinainy | 27 |
vv |
8 |
alahasaty |
afo Maka | |
atalata | )) | 28 |
vd |
9 |
= 09:30 |
afo Solo |
alarobia | 29 |
vv |
10 |
asombola | tany Velo | |
alakamisy | 30 |
vd |
11 |
= | tany Firavaka | |
VOLANA |
MASOANDRO |
|||||
fenomanana 5........15 : 59 | miposaka |
milèntika |
||||
tsinana :20 ............01 : 19 | 1 ........ 5 : 38 | 1 ...... 18 : 29 |
||||
30... ........5 :23 | 30 ....18 : 56 |
|||||
oran'i Madagasikara | ||||||
ADAORO 2 - Ny
zaza teraka ADAORO
dia : varatra sy Masoandro, ny aviavy
dia Adaoro ; andro malaza Ny
loko : mavo no sahaza azy : Ankapobeny ; vitana eo aminny
lafindridrina atsinanana, antsilonny Alahamady Andro andro afo halambaratra ka izany
no androborobona ny zaza teraka adaoro na ny trano naorina adaoro ho fialana faranny loany satira
vitanny ho may. Olona
tokampo tsy manam-po afa-tsy rano hoatrany siny.mahira-tsaina ary basy vava ka tsy resy
an-daharana aminny adihevitra sy ny kabary. Mahery fo nefa malemy paika sady mahay
managoly ;Be kabary mirehidrehitra .Maro tsy tia aminny vavany ; somary
malemy tsy hazo ny vehivavy teraka adaoro mahatsindry fo sy mahalefitra kosa anefa ;
ny tsy zakany indrindra ka mahalasa azy ho sarompiaro dia ny fanitsakitsahana ny
fitiavany.Ambinina aminny filakarena
Andro fivohanan hilaravinahitra sy handrato.
Ny TOETRA sy ny TOE - JAVATRA asehonny Adaoro : Ny teraka adaoro andro alatsinainy
dia lasa kovavany fotsiny sy mati-kambo. Ny zavatra hatao eoa dia resaka sy rehaka ary
lazan-javatra fotsiny ihany. |