NOVAMBRA 2007

  

       OHABOLANA : Toy ny tsikovoka : raha manidina,toy ny

                           voromanga; fa raha mipetraka , toy ny tavilotra.

TS : Alahamady 11 Oktobra - Adaoro 9 Novambra

alakamisy         ((

1

vv

22

    adijd 00:19

tany                  Saly
zoma  

2

vt

23

=

tany                Fetra
asabotsy

3

vd

24

=

tany               Ravo
alahady

4

vv

25

adalo

rano           Hasina
alatsinainy  

5

vd

26

=

 rano              Kajy
atalata

6

vv

27

alohotsy

rivotra               Zo
alarobia

7

vd

28

        =  

rivotra            Mela
alakamisy     

8

vv

29

       miverina rivotra             Lita
azoma   02:04

9

vv

1

     ADAORO tany              Jaona
asabotsy

10

vd

2

=

tany                 Baly
alahady     

11

vv

3

adizaoza

rano          Mparany
alatsinainy  

12

vd

4

=

rano               Toby
talata

13

vv

5

asorotany

rivotra     Noarina   
alarobia

14

vt

6

   =  

rivotra           Rado
alakamisy

15

vd

7

               = rivotra             Zina
zoma  

16

vv

8

alahasaty

afo              Hanitra
asabotsy       ))

17

vd

9

       = 01:34

afo                 Zaka
alahady

18

vv

10

asombola

tany                 Tosy
alatsinainy

19

vd

11

=

tany                Raro
atalata  

20

vv

12

adimizana

rano        Sahondra
alarobia

21

vt

13

   =  

rano               Maro
alakamisy   

22

vd

14

               = rano              Dody
azoma     

23

vv

15

alakarabo

ivotra              Mitia
asabotsy        O

24

vd

16

       = 17 :31

rivotra            Bita
alahady

25

vv

17

alakaosy

afo                 Zaka
alatsinainy

26

vd

18

=

afo                 Noro
talata      

27

vv

19

adijady

tany               Maka
alarobia       

28

vt

20

   =  

tany                Solo
alakamisy

29

vd

21

               = tany                Velo
zoma

30

     vv

22

adalo

rano        Firavaka

VOLANA

MASOANDRO

tsinana  : 17............02 :04

miposaka

milèntika

fenomanana 5 .....   17: 31   1 …..... 5  :  38

1…... 18  :  29

  30... .......5 : 23

30…...18  :  56

                                                 oran'i Madagasikara
                                                      ADAORO

2 - Ny zaza teraka  ADAORO dia :  varatra sy Masoandro, ny aviavy dia Adaoro ; andro malaza

Ny loko : mavo no sahaza azy : Ankapobeny ; vitana eo amin’ny lafindridrina atsinanana, antsilon’ny Alahamady Andro andro afo halambaratra ka izany no androborobona ny zaza teraka adaoro na ny trano naorina adaoro  ho fialana faran’ny loany satira vitan’ny ho may.

Olona tokampo tsy manam-po afa-tsy rano hoatrany siny.mahira-tsaina ary basy vava ka tsy resy an-daharana amin’ny adihevitra sy ny kabary. Mahery fo nefa malemy paika sady mahay managoly ;Be kabary mirehidrehitra .Maro tsy tia amin’ny vavany ; somary malemy tsy hazo ny vehivavy  teraka adaoro   mahatsindry fo sy mahalefitra kosa anefa ; ny tsy zakany indrindra ka mahalasa azy ho sarompiaro dia ny fanitsakitsahana ny fitiavany.Ambinina amin’ny filakarena Andro fivohanan hilaravin’ahitra sy handrato.Ny zavatra ambolena vava adaoro , indridnra fa ny talata dia tsy mety ho vola  tsy lafo amidy fa lanin’ny vava Ny alakarabo no mifanohitra aminy, ny mifanambina azy kosa dia ny adimizana sy ny alakaosy ;                                                                                                                                               

              Mizara zanak'andro roa ny ADAORO (tany):  (VV) Vavany;  (VD) Vodiny :                                                       VV: mila toetra bonaika,miramirana, mahay miresaka, tia haingo, olona manampaharetana, nefa sarotra hampidiran- kevitra; Raha maratra dia ilaza hakamoana, tsy fahavaran-tena.

VD : milaza toetra kirina sy mahay mitady harena, saingy tsy mahay mampiadan-tena,tsy mipetraka an-tany tokana, saingy raha marata dia feno fitiavantena.           

                          Ny TOETRA sy ny TOE - JAVATRA asehon’ny Adaoro :    

             Ny teraka adaoro andro alatsinainy dia lasa kovavany fotsiny sy mati-kambo. Ny zavatra hatao eo dia resaka sy rehaka ary lazan-javatra fotsiny  ihany.

           Ny talata  kosa dia masim-bava atahorana raha manao fira-vava ; mpahitahita tsindrimandry, andro mahafaly amboaloany fa ratsy amparany.

                                                                                                                                                           Ny alakamisy : olona tia lalao sy tapakazo sy ody.                                                                                                           Ny Zoma : andro mahavelo-marary, mety tsara  aminy raharaha mpitsabona, raharaha atao eo manesy ny  namana nefa kosa asesiny namana .   

     Ny asabotsy: Olona tsy dia lava andro iainana, raharaha tsy mety mateza ;Tsy tsara hanaovana fanambadiana ny vava adaoro tsy mba misandratra fa mirorona eo amin’ny fiainana ny fanambadiana eo ; miteraka anefa fa sahirana eo amin’ny famelon-jaza. Areti-po sy mpamely ny loha no aretin’ny adaoro satria miasa saina am-po amin’ny fiheverana ny teny hambarany. Raha adaoro no talata dia tsy isatarana hivoahana handianan-davitra fa maha-ela sy lava dià .                    

    Eo aminy adaoro no ametrahan’ny  Ntaolo ny fatana ary eo aminy adizaoza no atombiny ny sinibe mba hanamaina ny saronan-karona mipetraka eo aminy alahamady

   Ambiny karena ny adaoro raha mahay mifehy tena Tsy tsara hitana ‘ody) fa savihiny  ny herin’ny androny.   

     Talata na asabotsy ny androny , mifanaraka aminy ny Adimizana sy ny alakaosy Mifanohitra kosa dia ny alakarabo.

 

RETOUR