SEPTAMBRA 2007 |
||||||
OHABOLANA : Antsy be vaky maso ka na tsy hitan'ny |
||||||
olona aza hitan'ny hazo. |
||||||
TS : Adalo 13 Aogositra - Alohotsy 12 Septambra |
||||||
Asabotsy | 1 |
vt |
20 |
adimizana |
rano Tsandra | |
Alahady | 2 |
vd |
21 |
= | rano Kely | |
Alatsinainy | 3 |
vv |
22 |
alakarabo | rivotra Lia | |
Atalata | (( | 4 |
vd |
23 |
= 05:33 | rivotra Jery |
Alarobia | 5 |
vv |
24 |
alakaosy | afo Tovy | |
Alakamisy | 6 |
vd |
25 |
= |
afo Taratra | |
Azoma | 7 |
vv |
26 |
adijady |
tany Tsimy | |
Asabotsy | 8 |
vt |
27 |
= |
tany Mboanhangy | |
Alahady | 9 |
vd |
28 |
= | tany Zatovo | |
Alatsinainy | 10 |
vv |
29 |
adalo | rano Iango | |
Atalata | 15:45 | 11 |
vd | 30 |
= |
rano Raozy |
Alarobia | * | 12 |
vv |
1 |
ALOHOTSY | rivotra Mbalo |
Alakamisy | 13 |
vd |
2 |
= |
rivotra Domohina | |
Azoma | 14 |
vv |
3 |
alahamady |
afo Tsiory | |
Asabotsy | 15 |
vt |
4 |
= |
afo Lolona | |
Alahady | 16 |
vd |
5 |
= | afo Lay | |
Alatsinainy | 17 |
vv |
6 |
adaoro | tany Mavo | |
Atalata | 18 |
vd |
7 |
= |
tany Malina | |
Alarobia | )) | 19 |
vv |
8 |
adiza 19:49 |
rano Bozy |
Alakamisy | 20 |
vd |
9 |
= | rano Sely | |
Azoma | 21 |
vv |
10 |
asorotany |
rivotra Raly | |
Asabotsy | 22 |
vt |
11 |
= |
rivotra Bao | |
Alahady | 23 |
vd |
12 |
= | rivotra Valona | |
Alatsinainy | 24 |
vd |
13 |
alahasaty | afo Dona | |
Atalata | 25 |
vv |
14 |
= |
afo Lisy | |
Alarobia | O | 26 |
vt |
15 |
asb 22:46 |
tany Voahirana |
Alakamisy | 27 |
vd | 16 |
= | tany Herika | |
Azoma | 28 |
vv |
17 |
adimizana | rano Maro | |
Asabotsy | 29 |
vd |
18 |
= |
rano Bera | |
Alahady | 30 |
vv |
19 |
= |
rano Valy | |
VOLANA |
MASOANDRO |
|||||
Tsinana : 11...........15 : 45 | Miposaka |
Milèntika |
||||
Fenomanana :26... 22 : 46 | 1..........5 : 58 | 1 .. 17 : 14 |
||||
30........5 : 33 | 30 17 : 31 |
|||||
Oran'i Madagasikara | ||||||
ALOHOTSY
12 -Ny ALOHOTSY dia volana faha-12 teo amin'ny Ntaolo, ny zaza teraka |